Nomery 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota,+ ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka,+ mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro+ ampiarahina aminy.
25 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota,+ ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka,+ mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro+ ampiarahina aminy.