Nomery 29:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Manolora koa osilahy iray ho fanatitra noho ny ota,+ ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro+ ampiarahina aminy.
28 Manolora koa osilahy iray ho fanatitra noho ny ota,+ ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro+ ampiarahina aminy.