Nomery 29:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “‘Ireo no hatolotrareo ho an’i Jehovah amin’ny fety,+ ho fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ary sorona iombonana,+ ankoatra ny fanatitra fanefana voady+ sy ny fanatitra an-tsitrapo+ atolotrareo.’”
39 “‘Ireo no hatolotrareo ho an’i Jehovah amin’ny fety,+ ho fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ary sorona iombonana,+ ankoatra ny fanatitra fanefana voady+ sy ny fanatitra an-tsitrapo+ atolotrareo.’”