Nomery 32:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha miala tsy manaraka azy ianareo,+ dia havelany hijanona ela kokoa atỳ an-tany efitra indray ity vahoaka manontolo ity.+ Koa ny ataonareo no hahatonga loza amin’izy ireo.”+
15 Raha miala tsy manaraka azy ianareo,+ dia havelany hijanona ela kokoa atỳ an-tany efitra indray ity vahoaka manontolo ity.+ Koa ny ataonareo no hahatonga loza amin’izy ireo.”+