Nomery 33:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 “‘Fa raha tsy roahinareo tsy ho eo anatrehanareo ny mponin’ilay tany,+ dia ho malailay ao anaty masonareo sy ho tsilo eo amin’ny tehezanareo ny olona avelanareo honina ao, ary hampijaly anareo eo amin’ilay tany honenanareo.+
55 “‘Fa raha tsy roahinareo tsy ho eo anatrehanareo ny mponin’ilay tany,+ dia ho malailay ao anaty masonareo sy ho tsilo eo amin’ny tehezanareo ny olona avelanareo honina ao, ary hampijaly anareo eo amin’ilay tany honenanareo.+