Nomery 35:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo. Amin’izay dia tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pitsaran’ny vahoaka azy.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:12 Fandalinana, Boky 1,
12 Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo. Amin’izay dia tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pitsaran’ny vahoaka azy.+