Deoteronomia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ireto avy ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana,+ tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana+ sy Tofela sy Labana sy Hazerota+ ary Dizahaba. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
1 Ireto avy ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana,+ tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana+ sy Tofela sy Labana sy Hazerota+ ary Dizahaba.