Deoteronomia 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Ary nandidy an’i Josoa+ aho tamin’izay hoe: ‘Efa hitan’ny masonao izay rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitrareo tamin’ireny mpanjaka roa ireny. Toy izany koa no hataon’i Jehovah amin’izay fanjakana rehetra holalovanao.+
21 “Ary nandidy an’i Josoa+ aho tamin’izay hoe: ‘Efa hitan’ny masonao izay rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitrareo tamin’ireny mpanjaka roa ireny. Toy izany koa no hataon’i Jehovah amin’izay fanjakana rehetra holalovanao.+