Deoteronomia 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa nandidy antsika hanaraka ireo fitsipika rehetra ireo i Jehovah,+ sady nandidy ny hatahorana an’i Jehovah Andriamanitsika, mba hahitantsika soa mandrakariva,+ ka ho velona isika toy ny amin’izao andro izao.+
24 Koa nandidy antsika hanaraka ireo fitsipika rehetra ireo i Jehovah,+ sady nandidy ny hatahorana an’i Jehovah Andriamanitsika, mba hahitantsika soa mandrakariva,+ ka ho velona isika toy ny amin’izao andro izao.+