1 Mpanjaka 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i+ Mosesy tao, tany Horeba, rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i+ Mosesy tao, tany Horeba, rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+