2 Tantara 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ny amin’ny zanany, sy ny fanamelohana maro be nambara taminy,+ ary ny fanamboarana indray+ ny tranon’Andriamanitra, dia efa voasoratra ao amin’ny fitantarana ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjaka. Ary i Amazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.
27 Ary ny amin’ny zanany, sy ny fanamelohana maro be nambara taminy,+ ary ny fanamboarana indray+ ny tranon’Andriamanitra, dia efa voasoratra ao amin’ny fitantarana ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjaka. Ary i Amazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.