Nehemia 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ny sisa tamin’ny Israely sy ny mpisorona ary ny Levita dia samy tao amin’ny lovany, tany amin’ny tanàna hafa rehetra tao Joda.+
20 Ary ny sisa tamin’ny Israely sy ny mpisorona ary ny Levita dia samy tao amin’ny lovany, tany amin’ny tanàna hafa rehetra tao Joda.+