Salamo 37:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+
20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+