Salamo 93:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 93 Lasa mpanjaka i Jehovah!+Mitafy fahamboniana izy,+Mitafy sy misikina hery i Jehovah.+Lasa mafy orina koa ny tany lonaka ka tsy voahozongozona.+
93 Lasa mpanjaka i Jehovah!+Mitafy fahamboniana izy,+Mitafy sy misikina hery i Jehovah.+Lasa mafy orina koa ny tany lonaka ka tsy voahozongozona.+