Mpitoriteny 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba hahalala ny atao hoe fahendrena sy ny atao hoe hadalana,+ ka dia fantatro tsara ny atao hoe fahadalana.+ Izany koa anefa dia toy ny misambo-drivotra fotsiny.+ Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:17 Fandalinana, Boky 1,
17 Ary niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba hahalala ny atao hoe fahendrena sy ny atao hoe hadalana,+ ka dia fantatro tsara ny atao hoe fahadalana.+ Izany koa anefa dia toy ny misambo-drivotra fotsiny.+