15 Ary noderaiko ny fifaliana,+ satria etỳ ambanin’ny masoandro dia tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mihinana sy misotro ary mifaly. Ary tokony hahatsapa fifaliana foana izy amin’ny asa mafy ataony, mandritra ny androm-piainana+ nomen’Andriamanitra azy etỳ ambanin’ny masoandro.+