Mpitoriteny 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Sambatra ianao, ry tany, raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakanao, ary ny andriananao misakafo amin’ny fotoana mety mba hahazoana hery, fa tsy misotro tafahoatra.+
17 Sambatra ianao, ry tany, raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakanao, ary ny andriananao misakafo amin’ny fotoana mety mba hahazoana hery, fa tsy misotro tafahoatra.+