Tononkiran’i Solomona 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny nifinao dia tahaka ny andian’ondrivavy miakatra avy eo amin’ny fampandroana azy. Miteraka kambana izy rehetra, ary tsy misy tsy mahavanona anaka.+
6 Ny nifinao dia tahaka ny andian’ondrivavy miakatra avy eo amin’ny fampandroana azy. Miteraka kambana izy rehetra, ary tsy misy tsy mahavanona anaka.+