Isaia 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:5 ip-1 74-76, 78 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:5 Faminanian’i Isaia I, p. 74-76, 77-78
5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+