Isaia 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Midedadeda toy ny afo+ ny faharatsiana, ka hataony kila ny tsilo sy ny ahidratsy.+ Ho azony koa ny kirihitrala,+ ka hataony misavoana toy ny setroka+ mitambolimbolina. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:18 ip-1 139-140 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:18 Faminanian’i Isaia I, p. 139-140
18 Midedadeda toy ny afo+ ny faharatsiana, ka hataony kila ny tsilo sy ny ahidratsy.+ Ho azony koa ny kirihitrala,+ ka hataony misavoana toy ny setroka+ mitambolimbolina.