Isaia 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa ianao kosa nariana fa tsy naiditra am-pasana,+ tahaka ny tsimoka tsy tiana. Mandrakotra anao ny fatin’ireo voatsindrona sabatra izay midina any amin’ireo vato ao an-davaka,+ ary tahaka ny faty voahitsakitsaka+ ianao. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:19 ip-1 185, 187 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:19 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 185-187
19 fa ianao kosa nariana fa tsy naiditra am-pasana,+ tahaka ny tsimoka tsy tiana. Mandrakotra anao ny fatin’ireo voatsindrona sabatra izay midina any amin’ireo vato ao an-davaka,+ ary tahaka ny faty voahitsakitsaka+ ianao.