Isaia 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Kely sisa no azo otazana eo aminy, toy ny rehefa manintsana voan’oliva, ka voan’oliva masaka roa na telo no eny an-tendron’ny rantsany, ary efatra na dimy no eny amin’ireo sampany mamoa”, hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:6 ip-1 196 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:6 Faminanian’i Isaia I, p. 196
6 Kely sisa no azo otazana eo aminy, toy ny rehefa manintsana voan’oliva, ka voan’oliva masaka roa na telo no eny an-tendron’ny rantsany, ary efatra na dimy no eny amin’ireo sampany mamoa”, hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+