Isaia 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Iza no nakany hevitra mba hanazava taminy? Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny, na mampita fahalalana aminy,+ na mampahafantatra azy ny tena fahiratan-tsaina?+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 40:14 ip-1 407-408 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:14 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia I, p. 407-408
14 Iza no nakany hevitra mba hanazava taminy? Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny, na mampita fahalalana aminy,+ na mampahafantatra azy ny tena fahiratan-tsaina?+