Isaia 40:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nandrendrika metaly ny mpanao asa tanana ka nanao sarivongana,+ ary mametaka takela-bolamena eo amin’ilay izy ny mpanefy,+ sady manefy rojo volafotsy.+
19 Nandrendrika metaly ny mpanao asa tanana ka nanao sarivongana,+ ary mametaka takela-bolamena eo amin’ilay izy ny mpanefy,+ sady manefy rojo volafotsy.+