Isaia 40:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba, ary nahoana no milaza ianao, ry Israely, hoe: ‘Tsy hitan’i Jehovah ny manjo ahy,+ ary tsy hitan’Andriamanitro ny rariny tokony homena ahy’?+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 40:27 w07 15/1 9; ip-1 411, 413, 415 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:27 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2007, p. 9 Faminanian’i Isaia I, p. 411-413, 415
27 “Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba, ary nahoana no milaza ianao, ry Israely, hoe: ‘Tsy hitan’i Jehovah ny manjo ahy,+ ary tsy hitan’Andriamanitro ny rariny tokony homena ahy’?+