Isaia 41:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 41:18 ip-2 25-26 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:18 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia II, p. 25-26
18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+