Isaia 41:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hampaniriko any an-tany efitra ny sedera sy ny akasia sy ny mirta ary ny hazo mitera-menaka,+ ary hataoko miara-maniry any amin’ny lemaka karakaina ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 41:19 ip-2 25-26 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:19 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia II, p. 25-26
19 Hampaniriko any an-tany efitra ny sedera sy ny akasia sy ny mirta ary ny hazo mitera-menaka,+ ary hataoko miara-maniry any amin’ny lemaka karakaina ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+