Isaia 42:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hivoaka hiady toy ny lehilahy mahery i Jehovah.+ Toy ny lehilahy mpiady izy, ka hofohaziny ny hafanam-pony.+ Hiantsoantso mafy hanao hiakan’ady+ izy. Hahery noho ny fahavalony izy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 42:13 ip-2 42 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:13 Faminanian’i Isaia II, p. 42
13 Hivoaka hiady toy ny lehilahy mahery i Jehovah.+ Toy ny lehilahy mpiady izy, ka hofohaziny ny hafanam-pony.+ Hiantsoantso mafy hanao hiakan’ady+ izy. Hahery noho ny fahavalony izy.+