Isaia 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hitarika anao foana+ i Jehovah,+ ka hanome fahafaham-po anao na dia any amin’ny tany karakaina aza,+ sady hanatanjaka ny taolanao.+ Dia ho toy ny tanimboly azon-drano tsara ianao,+ sady ho toy ny loharano mamoaka rano tsy mamitaka. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 58:11 ip-2 284-285 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 58:11 Faminanian’i Isaia II, p. 284-285
11 Hitarika anao foana+ i Jehovah,+ ka hanome fahafaham-po anao na dia any amin’ny tany karakaina aza,+ sady hanatanjaka ny taolanao.+ Dia ho toy ny tanimboly azon-drano tsara ianao,+ sady ho toy ny loharano mamoaka rano tsy mamitaka.