Jeremia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hisy fisaorana avy amin’izy ireo ary hisy feon’olona mifaly eo amin’izy ireo.+ Hataoko maro be ny taranany, fa tsy ho vitsy.+ Ary hataoko maro an’isa izy ireo, ka tsy hisy hanao tsinontsinona azy.+
19 Hisy fisaorana avy amin’izy ireo ary hisy feon’olona mifaly eo amin’izy ireo.+ Hataoko maro be ny taranany, fa tsy ho vitsy.+ Ary hataoko maro an’isa izy ireo, ka tsy hisy hanao tsinontsinona azy.+