34 Izao no tenin’i Jehovah tonga tamin’i Jeremia, raha mbola niady tamin’i Jerosalema sy ny tanànany rehetra+ i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ sy ny tafiny manontolo+ sy ny fanjakana rehetra teto an-tany, eny, ireo fanjakana teo ambany fahefany,+ mbamin’ny firenena rehetra: