Jeremia 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda izany teny+ rehetra izany, teto Jerosalema. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Dia nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda izany teny+ rehetra izany, teto Jerosalema.