Jeremia 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ka tokony samy handefa ny mpanompony avy izy ireo, mba ho olona afaka ireny, na Hebreo+ lahy na Hebreo vavy. Amin’izay dia tsy hampanompo Jiosy izy ireo, satria rahalahiny ihany ireny.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:9 Fandalinana, Boky 2,
9 ka tokony samy handefa ny mpanompony avy izy ireo, mba ho olona afaka ireny, na Hebreo+ lahy na Hebreo vavy. Amin’izay dia tsy hampanompo Jiosy izy ireo, satria rahalahiny ihany ireny.+