Jeremia 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nankatò izany ny andriana+ rehetra sy ny olona rehetra izay nanaiky an’ilay fifanekena hoe samy handefa ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny ho olona afaka izy ireo, ka tsy hampanompo azy intsony. Nankatò izy ireo ka nalefany ireny.+
10 Koa nankatò izany ny andriana+ rehetra sy ny olona rehetra izay nanaiky an’ilay fifanekena hoe samy handefa ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny ho olona afaka izy ireo, ka tsy hampanompo azy intsony. Nankatò izy ireo ka nalefany ireny.+