14 “Rehefa tapitra ny fito taona, dia aoka ianareo samy handefa ny Hebreo+ rahalahinareo+ izay namidy taminareo+ ka efa nanompo anareo enin-taona. Avelao handeha izy mba ho olona afaka.” Tsy nihaino ahy anefa ny razanareo, sady tsy nanongilan-tsofina.+