16 Miova hevitra anefa ianareo avy eo,+ ary manazimbazimba ny anarako+ ka samy mamerina ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo. Nalefanareo handeha araka izay tiany izy ireny ka lasa olona afaka, nefa dia ataonareo mpanompolahy sy mpanompovavy indray.’+