18 Hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony ireo olona nivadika tamin’ilay fifanekena nataoko,+ dia ireo tsy nanatanteraka izay voalazan’ilay fifanekena nataony teo anatrehako, rehefa nozarainy roa+ ny zanak’omby, ka nandalo teo anelanelan’izany izy ireo.+