Jeremia 36:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy mba natahotra+ anefa ny mpanjaka sy ny mpanompony rehetra, rehefa nandre izany teny rehetra izany. Tsy nandrovitra ny akanjony koa izy ireo.+
24 Tsy mba natahotra+ anefa ny mpanjaka sy ny mpanompony rehetra, rehefa nandre izany teny rehetra izany. Tsy nandrovitra ny akanjony koa izy ireo.+