Jeremia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa notanterahin’i Jehovah tokoa izany loza izany, ka nanao araka izay efa nolazainy izy. Nanota tamin’i Jehovah mantsy ianareo, ary tsy nankatò ny teniny, ka izao no manjo anareo.+
3 Koa notanterahin’i Jehovah tokoa izany loza izany, ka nanao araka izay efa nolazainy izy. Nanota tamin’i Jehovah mantsy ianareo, ary tsy nankatò ny teniny, ka izao no manjo anareo.+