Jeremia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nanampatra ny fahatezerako sy ny fahavinirako aho. Dia nandoro an’ireo tanànan’i Joda sy ny lalamben’i Jerosalema ny fahatezerako.+ Koa rava tanteraka sy lao ireo, toy ny amin’izao andro izao.’+
6 Koa nanampatra ny fahatezerako sy ny fahavinirako aho. Dia nandoro an’ireo tanànan’i Joda sy ny lalamben’i Jerosalema ny fahatezerako.+ Koa rava tanteraka sy lao ireo, toy ny amin’izao andro izao.’+