Jeremia 44:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hanameloka anareo aho ka hahatonga loza aminareo ary handringana tanteraka an’i Joda.+
11 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hanameloka anareo aho ka hahatonga loza aminareo ary handringana tanteraka an’i Joda.+