Jeremia 44:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Nanolotra setroka ho sorona, tao amin’ireo tanànan’i Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema,+ ianareo+ sy ny razanareo+ sy ny mpanjakanareo+ sy ny andriananareo+ ary ny vahoaka. Tsaroan’i Jehovah izany ary mbola tsy afaka an-tsainy.+
21 “Nanolotra setroka ho sorona, tao amin’ireo tanànan’i Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema,+ ianareo+ sy ny razanareo+ sy ny mpanjakanareo+ sy ny andriananareo+ ary ny vahoaka. Tsaroan’i Jehovah izany ary mbola tsy afaka an-tsainy.+