Jeremia 44:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary izay tsy ripaky ny sabatra dia hiala eto Ejipta ka hiverina any Joda. Ho vitsy anefa izy ireo.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay nandeha nivahiny atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin’izy ireo.”’”+
28 Ary izay tsy ripaky ny sabatra dia hiala eto Ejipta ka hiverina any Joda. Ho vitsy anefa izy ireo.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay nandeha nivahiny atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin’izy ireo.”’”+