Ezekiela 35:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Homelohiko ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira,+ ka haninjitra ny tanako hamely anao aho.+ Dia hataoko lao tsy misy mponina ianao.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 35:3 si 133 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:3 “Soratra Rehetra,” p. 133
3 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Homelohiko ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira,+ ka haninjitra ny tanako hamely anao aho.+ Dia hataoko lao tsy misy mponina ianao.+