Ezekiela 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hataoko lao tsy misy mponina ny faritra be tendrombohitr’i Seira.+ Haringako izay olona mandalo ao sy izay miverina ao.+
7 Hataoko lao tsy misy mponina ny faritra be tendrombohitr’i Seira.+ Haringako izay olona mandalo ao sy izay miverina ao.+