Ezekiela 35:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Faly erỳ ianao rehefa lao tanteraka ny lovan’ny taranak’Israely! Koa hataoko lao toy izany koa ianao.+ Ho lao tanteraka ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira, eny, i Edoma manontolo!+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”+
15 Faly erỳ ianao rehefa lao tanteraka ny lovan’ny taranak’Israely! Koa hataoko lao toy izany koa ianao.+ Ho lao tanteraka ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira, eny, i Edoma manontolo!+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”+