Daniela 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy koa izy tamiko: “Aza matahotra,+ ry Daniela ô, fa nanomboka tamin’ilay andro voalohany niezahanao mafy hahazo ny hevitr’izany+ sy hanetry tena teo anatrehan’Andriamanitrao,+ dia nohenoina ny teninao, ka tonga aho noho izany teninao izany.+
12 Hoy koa izy tamiko: “Aza matahotra,+ ry Daniela ô, fa nanomboka tamin’ilay andro voalohany niezahanao mafy hahazo ny hevitr’izany+ sy hanetry tena teo anatrehan’Andriamanitrao,+ dia nohenoina ny teninao, ka tonga aho noho izany teninao izany.+