Daniela 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nisy hoatran’ny zanak’olombelona nikasika ny molotro,+ dia nisoka-bava aho ka niteny.+ Dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Nifanintona tampoka aho, tompoko,+ noho ilay fahitana hitako, ka tsy nanana hery intsony.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:16 dp 206, 208 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:16 Faminanian’i Daniela, p. 206-208
16 Ary nisy hoatran’ny zanak’olombelona nikasika ny molotro,+ dia nisoka-bava aho ka niteny.+ Dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Nifanintona tampoka aho, tompoko,+ noho ilay fahitana hitako, ka tsy nanana hery intsony.+