Galatianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny amiko kosa, ry rahalahy, raha toa aho ka mbola mitory momba ny famorana, nahoana aho no mbola enjehina ihany? Raha izany tokoa no ataoko, dia efa nesorina ilay zavatra manafintohina+ momba ny hazo fijaliana.+ Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Fa ny amiko kosa, ry rahalahy, raha toa aho ka mbola mitory momba ny famorana, nahoana aho no mbola enjehina ihany? Raha izany tokoa no ataoko, dia efa nesorina ilay zavatra manafintohina+ momba ny hazo fijaliana.+