Fanamarihana
^ [1] (fehintsoratra 7) Nilaza, ohatra, i Jesosy hoe: 1) Torio ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana. 2) Mahaiza mianina amin’izay omen’Andriamanitra. 3) Aza mifanditra amin’ny olona itoriana. 4) Matokia an’Andriamanitra rehefa misy manohitra. 5) Aza matahotra.